Teny iditra aizina (izina)
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   darkness [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   obscurité [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   ténèbres: Izay mandeha amin'ny aizina dia manahaka ny jamba (celui qui marche dans les ténèbres ressemblent aux aveugles) [Abinal 1888]
Ohatra   tsy nisy hitany teo anoloan'ny masony afa-tsy ny hahatongavan'ny aizina [Rajohanesa: Kintana]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2015/06/02