Teny iditra ajaka (jaka)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Atolotra, atao jaka na fanomezana amin' ny Fandroana: Inona no hajakanao ny ray aman-dreninao amin' ito? [Rajemisa 1985]
Endriteny  
ajaka
ajako
ajakao
ajany
ajatsika
ajakay
ajakareo
ajak'
aja-
najaka
najako
najakao
najany
najatsika
najakay
najakareo
najak'
naja-
hajaka
hajako
hajakao
hajany
hajatsika
hajakay
hajakareo
hajak'
haja-
ajakao

2012/10/16