Teny iditra ajale
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Tsiny fototry ny loza (fitenin' ny mpisikidy) [Rajemisa 1985]
Fifanahafana  sikidy

2009/09/01