Teny iditra ajanony (janona)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin'ny atao ajanona [firaketana]
Ohatra  
1Ajanony tsy hianatra intsony ity zanakao ity fa efa lehibe nefa tsy manan-tsaina [Rajemisa 1985]
2Ajanony any raha toy izany foana, / Ajanony any fa mandany fotoana, / Vao may mati-kambo, sy mampidingin-drambo, / Ajanony any samy miala! [AmbondronA]

Teny iditra ajanony (janona)
Sokajin-teny   bikan' ny teny ajanona

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/27