Teny iditra ajirika (jirika)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ampiasaina hividianana entana hakana tombony: Nisambo-bola tamiko izy hajiriny vary [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ajirika, ajiriko, ajirikao, ajiriny, ajiritsika, ajirikay, ajirikareo, ajirik', ajiri-
Ny lasa : najirika, najiriko, najirikao, najiriny, najiritsika, najirikay, najirikareo, najirik', najiri-
Ny hoavy : hajirika, hajiriko, hajirikao, hajiriny, hajiritsika, hajirikay, hajirikareo, hajirik', hajiri-
Filaza mandidy : ajiriho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19