Teny iditra | ajojo (jojo) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asosa moramora misononoka [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | Ajojo | ||||||||
Sokajin-teny | anaram-poko | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Nom donné aux Comorien(ne)s [1.5] | ||||||||
Ohatra | Tamin' izaho nandalo tao Dar-Es-Salam, dia nahamarika fa maro ny Ajojo monina ao, ary misy milaza fa sambolay kely itony antsika no andehanan' ny Ajojo mankany Dar-Es-Salam?
[2.471] | ||||||||
Voambolana | Tantara: firenena | ||||||||
Tovy hevitra | Kaomorianina ~ Marovanjo | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |