Teny iditra ajokaiky (jokaiky)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay à rendre triste [1.3]
Ohatra Najokaikin' ny fahoriana izy (La misère l’a rendu triste) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ajokaiky, ajokaikiko, ajokaikinao, ajokaikiny, ajokaikintsika, ajokaikinay, ajokaikinareo, ajokaikin', ajokaikin-, ajokaikim-
Ny lasa : najokaiky, najokaikiko, najokaikinao, najokaikiny, najokaikintsika, najokaikinay, najokaikinareo, najokaikin', najokaikin-, najokaikim-
Ny hoavy : hajokaiky, hajokaikiko, hajokaikinao, hajokaikiny, hajokaikintsika, hajokaikinay, hajokaikinareo, hajokaikin', hajokaikin-, hajokaikim-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19