Teny iditra | ajoloka (joloka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Aiditra ao anatin' ny...: Najolony tamin' ilay akanjo ny lohany, fa tsy omby [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | ajoloka, jaoloka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |