Teny iditra akaiky jerena (akaiky, jery)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana toerana izay toa akaiky raha tazanina, nefa lavitra rehefa aleha [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay [ akeky jerena ] Qui parait près à la vue [Abinal 1888]

2014/06/13