Teny iditra akaka (kaka)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Atao kaka, asisika mba hanohana: Itỳ sila-hazo itỳ akaka eo [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
akaka
akako
akakao
akany
akatsika
akakay
akakareo
akak'
aka-
nakaka
nakako
nakakao
nakany
nakatsika
nakakay
nakakareo
nakak'
naka-
hakaka
hakako
hakakao
hakany
hakatsika
hakakay
hakakareo
hakak'
haka-
akakao

Teny iditra akakà
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fiakanakanana, fivakavakana, fihambahambana [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Teny iditra akaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   angaka [Tanala] [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14