Teny iditra akalo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanoto [Rakotosaona 1972, Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a pestle, generally a long wooden pole which is used to husk rice in the mortar. (Prov.) [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   [Tankarana] pilon. [David 1952 (takila A)]
Endriteny  
akalo
akaloko
akalonao
akalony
akalontsika
akalonay
akalonareo
akalon'
akalon-
akalom-

Teny iditra akalo
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   [Bara] amidy [Rakotosaona 1972]

2017/03/10