Teny iditra akana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ahotrahotra, ahonahona, fijanonjanona kely eo am-pitenenana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Hésitation, embarras dans la parole, le langage [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra akana (aka)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Ohatra Misy ihany izany, saingy mahalana, fa dia tena jono tsotra izao no akana azy tsirairay. [2.471]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : akana, akako, akanao, akany, akantsika, akanay, akanareo, akan', akan-, akam-, aka-
Ny lasa : nakana, nakako, nakanao, nakany, nakantsika, nakanay, nakanareo, nakan', nakan-, nakam-, naka-
Ny hoavy : hakana, hakako, hakanao, hakany, hakantsika, hakanay, hakanareo, hakan', hakan-, hakam-, haka-
Filaza mandidy : akao

Teny iditra akàna
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Honkon'antsy [1.78]

Teny iditra Akana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.38]
Fanazavàna teny anglisy Akan [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Aqân [2.996]
Voambolana 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/04