Teny iditra akanga reraka (akanga, reraka)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   vehivavy nalaza fahiny tamin' ny hatsaran-tarehy fa tsy misy mpijery intsony nony antitra [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   La femme courue jadis et délaissée au déclin de l' âge, est comme la pintade devenue vieille. On donnait le nom de pintade à la femme débauchée [Veyrières 1913]
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2016/10/03