Teny iditra | akanga sisa nanamborana | |
Singan-teny | akanga ; sisa ; anamboarana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona sisa velona amin' ny maro niaraka fahizay [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Les survivants, les rescapés [1.5] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |