Teny iditra akanga tsy roa volo (akanga, roa, volo)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   teny nentin' Andrianampoinimerina hilazana ny tany sy ny firenena anjakan' ny fandriam-pahalemana [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   An assemblage of people who are subject to the same sovereign; lit. "birds of a feather." [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   Peuple, société où règne l'entente parfaite [Abinal 1888]
Dikanteny frantsay   Pintades qui n'ont qu'une couleur. Se disait d'un peuple ou d'une société où règne l'entente parfaite. [Veyrières 1913]

Nohavaozina tamin' ny 2016/02/08