Teny iditra akanjo mandry (akanjo, andry)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Dikanteny frantsay   chemise de nuit [Rakotonaivo 1993]
Ohatra   Tsy miala akanjomandry sy fehitenda volonondry izy manao izany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 152]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/05/26