Teny iditra akanjo rebaka (akanjo, rebaka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy akanjo lava saiky mirefarefa amin' ny tany [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra akanjo rebareba

2009/11/07