Teny iditra akanjo tsy an-tsaha (akanjo, tsy, any, saha)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   [ akanjo tsiantsaha ] karazana salotra landy nanaovan' ny mpanankarena teto Antananarivo fahizay fa tsy mba fitondran' ny tambanivohitra [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   nom d'une espèce de gilet en soie que portaient les riches de Tananarive seulement, et non pas les habitants des campagnes trop pauvres pour cela [Abinal 1888]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2012/05/14