Teny iditra akao
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   filao (hazo) [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Teny iditra akao
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   ao, milaza sady manondro zavatra anaty harona na vata [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]
   ao [Bezanozano, Sihanaka] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny frantsay   là. [Tankarana] [David 1952 (takila A)]
Voambolana  

Teny iditra akao (akà)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin'ny atao akaina [firaketana]

Teny iditra akao (aka)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin'ny fitaovana akana [firaketana]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10