Teny iditra akapoka (kapoka)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Entina mikapoka, mamely: Langilangy no nakapony ny lohan' ilay alika
¶ Adona, azera amin' ny tany: Akapohy amin' vato ny loha raha tsy faly, hoy ny fitenin' ny ankizy ~ Nakapony tamin' ny tany ilay namany [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
akapoka
akapoko
akapokao
akapony
akapotsika
akapokay
akapokareo
akapok'
akapo-
nakapoka
nakapoko
nakapokao
nakapony
nakapotsika
nakapokay
nakapokareo
nakapok'
nakapo-
hakapoka
hakapoko
hakapokao
hakapony
hakapotsika
hakapokay
hakapokareo
hakapok'
hakapo-
akapohy

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/16