Teny iditra akarenjy (karenjy)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Avela hikarenjy, hirao-bilonà amin' izay tiany: Nahoana no akarenjy etg amin' ny tanimboliko ny bibinareo? [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be let loose to play [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qu'on lâche pour gambarder [Hallanger 1974]
Ny bikany  
akarenjy
akarenjiko
akarenjinao
akarenjiny
akarenjintsika
akarenjinay
akarenjinareo
akarenjin'
akarenjin-
akarenjim-
nakarenjy
nakarenjiko
nakarenjinao
nakarenjiny
nakarenjintsika
nakarenjinay
nakarenjinareo
nakarenjin'
nakarenjin-
nakarenjim-
hakarenjy
hakarenjiko
hakarenjinao
hakarenjiny
hakarenjintsika
hakarenjinay
hakarenjinareo
hakarenjin'
hakarenjin-
hakarenjim-
akarenjeo

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14