Teny iditra akaretoka (karetoka)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Atao mikaretoka (ilazana ny nifim-biby izay mandramatra ny haza azony): Akaretoky ny biby matetika ny nifiny rahefa mihinana [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
akaretoka
akaretoko
akaretokao
akaretony
akaretotsika
akaretokay
akaretokareo
akaretok'
akareto-
akaretoky
nakaretoka
nakaretoko
nakaretokao
nakaretony
nakaretotsika
nakaretokay
nakaretokareo
nakaretok'
nakareto-
nakaretoky
hakaretoka
hakaretoko
hakaretokao
hakaretony
hakaretotsika
hakaretokay
hakaretokareo
hakaretok'
hakareto-
hakaretoky
akaretohy

Nohavaozina tamin' ny 2012/12/19