Teny iditra akaro
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   karazana hazandrano [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny anglisy   a kind of fish. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   nom d'une espèce de poisson. [Tankarana] [David 1952 (takila A)]
Voambolana  

Teny iditra akaro (akatra)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin'ny atao akarina [firaketana]
Ohatra   Akaro any ambony rihana itý fitoeram-boky itý [Rajemisa 1985]
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10