Teny iditra akasika (kasika)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Entina mikasika, manendry: Ny loharantsany fotsiny nonakasiny an' ilay marary dia sitrana ilay io
¶ Atao mikasika: Akasiho eo ange ny tananao raha tsy mangorintsina [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
akasika
akasiko
akasikao
akasiny
akasitsika
akasikay
akasikareo
akasik'
akasi-
nakasika
nakasiko
nakasikao
nakasiny
nakasitsika
nakasikay
nakasikareo
nakasik'
nakasi-
hakasika
hakasiko
hakasikao
hakasiny
hakasitsika
hakasikay
hakasikareo
hakasik'
hakasi-
akasiho

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14