Teny iditra akasoka (kasoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao mikasoka amin' ny.., mandilotra, mifaoka: Aza akasoka amin' ny rindrina vao nasiana loko ny tananao [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : akasoka, akasoko, akasokao, akasony, akasotsika, akasokay, akasokareo, akasok', akaso-
Ny lasa : nakasoka, nakasoko, nakasokao, nakasony, nakasotsika, nakasokay, nakasokareo, nakasok', nakaso-
Ny hoavy : hakasoka, hakasoko, hakasokao, hakasony, hakasotsika, hakasokay, hakasokareo, hakasok', hakaso-
Filaza mandidy : akasohy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19