Teny iditra akata
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Antemoro, Tanala, Tanosy] bozaka
¶  [Bara, Tanala, Tanosy] ahitra
¶  [Antemoro] karazan' ahitra: Mitaña akata raike dia koa janavalalan'amboa (mitango)
¶  [Bara] vilona
¶  [Tanala] foropotra: Mitaña akata raike dia koa janavalalan'amboa [Rakotosaona 1972]
 Lobolobona hazo madinika
¶ Ambanivohitra lavitra: Very atỳ anaty akata atỳ izahay ka tsy mba mahita vaovao [Rajemisa 1985]
 bozaka matevina mety hisy hazo madinidinika mahalankalana [SLP 1986]
Famaritana anglisy a grass used for forage [Richardson 1885]
Famaritana frantsay savane arbustive [SLP 1986]
  [Sakalava] Nom générique des herbes fourragères susceptibles d'être consommées en vert (équivalent de vilota en merina).
¶  [Taisaka]  : mauvaises herbes croissant dans les rizières (= ahidratsy en merina). [Boiteau 1997]
Voambolana 
Mpanahaka  ahitra ~ bozaka

Teny iditra akata
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy vary akotry, izany hoe vary mbola ao anaty hodiny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Provincial] rice in the husk [Richardson 1885]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Teny iditra akata
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] akalana vay [Rakotosaona 1972]

2017/12/01