Teny iditra akatamaimbo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavamaniry mampandositra ny bibikely toy ny parasy, hao, sns... (Croton maroravina) [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay (de akata, et maimbo = puant, qui sent mauvais).
¶  [Tandroy]  : Croton moraharivensis Leandri (Euphorbiaceae) [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Croton moraharivensis

2017/12/12