Teny iditra akatatra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fakofako na akotry mifangaro amin'ny fotsim-bary [Tanala] [Rakotosaona 1972]
   vary akotry, izany hoe vary mbola ao ana [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   unhusked rice. See akotry. [Richardson 1885]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   atatra ~ akata
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23