Teny iditra akatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana amin' ny toerana ambony na avoavo kokoa [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy ascent, upward progress. Root not much used. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay ascension [Abinal 1888]
Sampanteny 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny akatra ity (1): Ambohimiakatra

Teny iditra akatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] a trap, a snare [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] piège à rats (en bambou). [David: Dialectes (takila A)]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31