Teny iditra akatraoka (katraoka)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Atao mikatraoka, na miteraka feo toy ny an' ny tongotsoavaly na kiraro mandeha amin' ny vato: Aza akatraoka ohatra izany iny kiraro hazonao iny fa manaitra zaza [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
akatraoka
akatraoko
akatraokao
akatraony
akatraotsika
akatraokay
akatraokareo
akatraok'
akatrao-
nakatraoka
nakatraoko
nakatraokao
nakatraony
nakatraotsika
nakatraokay
nakatraokareo
nakatraok'
nakatrao-
hakatraoka
hakatraoko
hakatraokao
hakatraony
hakatraotsika
hakatraokay
hakatraokareo
hakatraok'
hakatrao-

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14