Teny iditra | akatsaka (katsaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asaina mikatsaka, mitady, ilazana olona ampitadiavana zavatra: Ikoto no nakatsaky ny zokinay io boky io fa tsy nahita izy [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |