Teny iditra akay itỳ
Singan-teny akay ; itỳ
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tenim-piontanana enti-milaza fanakorana na fandatsana; sakoa izay!: Akay itỳ! tsy mety norarana ha voa terỳ! [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Exprimant la satisfaction, soit en bien, soit en mal: ah! bien, parfait, bien touché! c'est juste! [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20