Teny iditra akekezina (akeky)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Tsy halavitina, tomorina: Akekezo ny latabatra fa sao raraka amin' ny akanjonao ny rony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be approached, drawn near to. [1.2]
 To be approached [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Dont on s'approche, qu'on approche [1.3, 1.8]
 De qui (quoi) on s'approche [1.8]
Ohatra Tsy tokony hakekezina izy (Il convient de ne pas s'approcher de lui) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : akekezina, akekeziko, akekezinao, akekeziny, akekezintsika, akekezinay, akekezinareo, akekezin', akekezin-, akekezim-, akekezi-
Ny lasa : nakekezina, nakekeziko, nakekezinao, nakekeziny, nakekezintsika, nakekezinay, nakekezinareo, nakekezin', nakekezin-, nakekezim-, nakekezi-
Ny hoavy : hakekezina, hakekeziko, hakekezinao, hakekeziny, hakekezintsika, hakekezinay, hakekezinareo, hakekezin', hakekezin-, hakekezim-, hakekezi-
Filaza mandidy : akekezo
Tovy hevitra akekena
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19