Teny iditra akekezo (akeky)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin'ny atao akekezina [firaketana]
Ohatra  
1Akekezo ny latabatra fa sao raraka amin' ny akanjonao ny rony [Rajemisa 1985]
2Akekezo io lehilahy io (Approchez-vous de cet homme) [Abinal 1888, takila 14]
3Akekezo ny latabatra (Approchez la table) [Abinal 1888, takila 14]
Fitovian-keviteny   akekeo

Nohavaozina tamin' ny 2014/09/05