Teny iditra akeky
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Dikanteny frantsay   voisin, proche, près, auprès: Akekin' ny tranoko ny azy (Sa maison est voisine de la mienne) ~ Akeky ihany ny alehako (Je vais tout près) ~ Akeky foana ny tranony (Sa maison est tout près) ~ Akeky lavitra ny tanàna (Le village est près, mais le chemin qui y mène est long) ~ Mipetraha eto akekiko (Asseyez-vous ici près de moi) [Abinal 1888]
Ohatra   dia akeky alakarabo andro vokatra. [Callet: Tantara, takila 33]
Ny zavatra ao akeky ny fantsakana: [Callet: Tantara, takila 245]
Sampanteny  
Ny bikany  
akeky
akekiko
akekinao
akekiny
akekintsika
akekinay
akekinareo
akekin'
akekin-
akekim-
Tsipelina hafa  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2014/06/13