Teny iditra aketa
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Anarana ilazana ny lahy amin' ny karazam-balala iray izay atao hoe adrisa ny vavy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a species of locust, the male of the adrisa. Also called aketalahy. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   espèce de sauterelle mâle, dont la femelle est l'adrisa [3.1]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   aketalahy
Teny nalaina  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny aketa itý (1): Aketa
Fifanahafana   valala

Teny iditra Aketa (aketa)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Voambolana  
Haianarantany   aketa
Sary  

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/01