Teny iditra aketrona (ketrona)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Asiana ketrona, asiana miforitra na mivalona: Naketrony ny moron-tongotr' akanjon-dRamatoainy ka lasa fohy ny akanjony
¶ Atao toy ny mihorongorona na mivalombalona ny hoditra: Naketrony ny handriny raha nahare izany izy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be wrinkled up; to be gathered in pleats (of fabrics) [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qu'on plisse (se dit des tissus) qu'on ride [Hallanger 1974]
Ny bikany  
aketrona
aketroko
aketronao
aketrony
aketrontsika
aketronay
aketronareo
aketron'
aketron-
aketrom-
aketro-
naketrona
naketroko
naketronao
naketrony
naketrontsika
naketronay
naketronareo
naketron'
naketron-
naketrom-
naketro-
haketrona
haketroko
haketronao
haketrony
haketrontsika
haketronay
haketronareo
haketron'
haketron-
haketrom-
haketro-
aketrony

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14