Teny iditra | aketsa (ketsa) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Afindra: Mbola kely loatra, anaka, ny varintsika ka tsy azo aketsa Atao ketsa: Tsy manana vary aketsa akory izy ka mba mihambo erỳ [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be transplanted [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on transplante, qu'on repique (le riz) [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny aketsa io | ||||||||
Fivaditsoratra | akatse, aketsa, atseka, etsaka, tesaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |