Teny iditra akifikifika (kifikifika (kifika))
Sokajin-teny anarana
Ohatra Tsikirity iray lohasaha seva iray hadivory mitoe-bahiny handalo ka manaratsy ny mponina maneva ka mba hevao mandritaka ka mba ritiho satria mandady hajaina mitambotsotra asondrotra potraka omen-tehina solafaka omen-kiraro fa manao tahom-boanjo ka ny nahitana indray no akifikifika [2.131]
Haiendriteny 
Tsotra : akifikifika, akifikifiko, akifikifikao, akifikifiny, akifikifitsika, akifikifikay, akifikifikareo, akifikifik', akifikifi-, akifikifiky
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19