Teny iditra akipaho (kipaka)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin'ny atao akipaka [firaketana]
Ohatra  
1Akipaho ny tsihy rehefa mandalotra mba tsy haloto [Rajemisa 1985]
2Akipaho any an-kady ny fako ao atsimon-trano [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2011/04/01