Teny iditra akipaka (kipaka)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Alana, esorina: Zanaka tsy vanona io: reniny niteraka azy ka nakipany nony antitra
¶ Esorina ny akanjo, aboridana: Nakipaky ny jiolahy ilay mpandalo dia nilaozany tao
¶ Esorina hiala: Akipaho ny tsihy rehefa mandalotra mba tsy haloto
¶ Endahana indray miaraka: Nakipany iray ihany ny hoditr' ilay omby
¶ Ariana: Akipaho any an-kady ny fako ao atsimon-trano [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
akipaka
akipako
akipakao
akipany
akipatsika
akipakay
akipakareo
akipak'
akipa-
nakipaka
nakipako
nakipakao
nakipany
nakipatsika
nakipakay
nakipakareo
nakipak'
nakipa-
hakipaka
hakipako
hakipakao
hakipany
hakipatsika
hakipakay
hakipakareo
hakipak'
hakipa-
akipaho
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14