Teny iditra akisaka (kisaka)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Afindra toerana tsy lavitra: Nakisany fotsiny ilay vato dia lasa izy, fa tsy navariny any an-kady ~ Akisaho ny sezanao fa tsy mahita aho [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
akisaka
akisako
akisakao
akisany
akisatsika
akisakay
akisakareo
akisak'
akisa-
nakisaka
nakisako
nakisakao
nakisany
nakisatsika
nakisakay
nakisakareo
nakisak'
nakisa-
hakisaka
hakisako
hakisakao
hakisany
hakisatsika
hakisakay
hakisakareo
hakisak'
hakisa-
akisaho

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/16