Teny iditra akisoka (kisoka)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Ohatra  
1Misy ihany ny tsy azo akisoka. [Andraina: Mitaraina, takila 152]
2nefa tsy azo nakisoka tamin' ny fitiavany ilay mpiandry ondry fofombadiny. [Randzavola: Baiboly, takila 376]
3Takatro fa hevi-petsy sisa no ho azoko ampiasaina fa tsy ho laitra hakisoka amin' izany heviny izany izy dimy mianaka. [Andriamalala: Ranomasina, takila 19]
Ny bikany  
akisoka
akisoko
akisokao
akisony
akisotsika
akisokay
akisokareo
akisok'
akiso-
akisoky
nakisoka
nakisoko
nakisokao
nakisony
nakisotsika
nakisokay
nakisokareo
nakisok'
nakiso-
nakisoky
hakisoka
hakisoko
hakisokao
hakisony
hakisotsika
hakisokay
hakisokareo
hakisok'
hakiso-
hakisoky

Nohavaozina tamin' ny 2014/06/07