Teny iditra akitra (kitra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Entina mampiady: Tsy nahita zavatra hakitra ny angely izy ka lasa [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   avec quoi on agace, on excite: Inty ny ahitra hakitran' ialahy ny angely (Voici une herbe pour exciter le grillon à sortir) [Abinal 1888]
Ny bikany  
akitra
akitrako
akitranao
akitrany
akitrantsika
akitranay
akitranareo
akitran'
nakitra
nakitrako
nakitranao
nakitrany
nakitrantsika
nakitranay
nakitranareo
nakitran'
hakitra
hakitrako
hakitranao
hakitrany
hakitrantsika
hakitranay
hakitranareo
hakitran'
akitrao

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/09