Teny iditra akivilivilio (kivilivily (vilivily (vily)))
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin'ny atao akivilivily [firaketana]
Ohatra  
1Akivilivilio ny tananao dia hafana ianao [Rajemisa 1985]
2Akivilivilio ny rotsakazo hanipazana azy lavitra (Faites balancer, faites tourner le bâton pour le lancer loin) [Abinal 1888, takila 341]

Nohavaozina tamin' ny 2015/09/28