Teny iditra | akizaka (kizaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina manome tsiny, anomezan-tsiny arahin-devilevy na trerona: Zavatra kely iny dia hitany nakizaka ahy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Dont on se sert pour railler quelqu'un [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28 |