Teny iditra ako
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fiverenan' ny feo mahadona zavatra, toy ny rindrina na tamboho na tendrombohitra
¶ Fiverenana any aoriana:
Ao ny tsantan' ny andro taloha
sy ny hiran' ny fahazazako
no milevina ka tsy mifoha
na miverina mba hitondra
ako!
(J.-J. Rabearivelo) [Rajemisa 1985]
   tamberim-peo [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   an echo; a reverberating sound. [Richardson 1885]
   an echo [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   écho [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995, SLP: Voambolana]
Voambolana  
Sampanteny  
Teny nalaina  

Teny iditra ako
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   inverse [SLP: Voambolana]
Voambolana  

Teny iditra ako
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   impulsion [SLP: Voambolana]
Voambolana  

Teny iditra akô
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   ao [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra ako
Sokajin-teny   mpampiankin-teny [firaketana]
Famaritana malagasy   tahaka, hoatry [Antemoro] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2015/03/10