Teny iditra akoa (koa)
Sokajin-teny matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy Azera (ka mietry na miletsy, na mihetsaka eo an-toerana eo no fianjerany): Nakoan' ny ranonorana ny tambohonay
¶ Adaboka: Nakoan-dRakoto ny tranony fa kely loatra, hono [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be demolished [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on démolit, qu'on fait tomber; [Hallanger 1974]
Endriteny 
akoa
akoako
akoanao
akoany
akoantsika
akoanay
akoanareo
akoan'
akoan-
akoam-
nakoa
nakoako
nakoanao
nakoany
nakoantsika
nakoanay
nakoanareo
nakoan'
nakoan-
nakoam-
hakoa
hakoako
hakoanao
hakoany
hakoantsika
hakoanay
hakoanareo
hakoan'
hakoan-
hakoam-
akoavy

Teny iditra akoa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] karazana, foko [Rakotosaona 1972]

Teny iditra akoa
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Taimoro] toa [Rakotosaona 1972]
  [Taisaka] toy, toa, tahaka [Rakotosaona 1972]
Teny mitovy hevitra akoniñy

Teny iditra akoa
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Taisaka] sahala [Rakotosaona 1972]

Teny iditra akoa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] rano [Rakotosaona 1972]

2010/05/06