Teny iditra akoariôma
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy dobo fitaratra namboarina manokana hitovy amin'ny vita nanahary natao hiompiana sy hambolena zava-miaina mivelona anaty rano [SLP 1986]
Famaritana frantsay aquarium [SLP 1986]

2009/09/09