Teny iditra akobana (kobana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao izay hihetsiketsehany, hivontosany: Nakobany tao anaty rano mafana ny tavolo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : akobana, akobako, akobanao, akobany, akobantsika, akobanay, akobanareo, akoban', akoban-, akobam-, akoba-
Ny lasa : nakobana, nakobako, nakobanao, nakobany, nakobantsika, nakobanay, nakobanareo, nakoban', nakoban-, nakobam-, nakoba-
Ny hoavy : hakobana, hakobako, hakobanao, hakobany, hakobantsika, hakobanay, hakobanareo, hakoban', hakoban-, hakobam-, hakoba-
Filaza mandidy : akobano

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19